Teny iditra (1/2) | 1 kotrana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Feo avy amin' ny zavatra maro eo am-pihetsehana Korontana, ady, fifandirana, tsy fifanarahana. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] bruit d'un choc choc, agitation, trouble, tumulte, perturbation, dissentiment, désaccord, rixe |
Voambolana |
5 Feo |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 14 kotrana |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] [Betsimisaraka]
Volotsangana maina vakina ahantona eny an-tanimbary ka hetsiketsehina mba hampatahotra sy hanaitra ny fody na ny lambo |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 18 akotran, kotrana, nakatro, nakotra, natorak, natrako, natraok, natroka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |