|
|
|
|

Teny iditra1  kotranina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fototeny  3  kotrana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Ampifampipohina, ampifampikatrohina: Aza kotranina ny vilia sao vaky
Helingelenina, kotabaina: Kotranin' ny mpamosavy isan' alina, hono, izy / Kotranin' ny fakampanahy lava izao izy
Asiana ka ahontsankontsana: Kotranina fasika ny tavoahangy hanadiovana azy

Fivaditsoratra  9  ikotranan, kotranina, nakatrony, nakotrany, nanikotra, nanotrika, natraniko, niantrako, nikotrana, notakarin, tranokany

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29