Teny iditra kotrefa
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy marim-pandeha fa mitolitsika ny tongony ilany; mandringa, kotringa, kotrifa [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qui cloche, qui boite, qui traine un pied [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra kotrefaka ~ kotrepaka

2014/10/17