Teny iditra kotrepaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsy marim-pandeha fa mitolitsika ny tongony ilany; mandringa, kotringa, kotrifa [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qui cloche, qui boite, qui traine un pied [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra kotrefa ~ kotrefaka

2011/01/09