|
|
|
|

Teny iditra1  kotrohina
Fototeny  2  kotroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Apoaka na arefotra mafy
Andrahoina, ampangotrahina: Kotrohy tsara ireto tsaramaso ireto
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  hakotrony, hitronako, hokotrain, hokotrani, hotinorak, ikotrohan, kotrohina, nikotroha, nitrohako, notrahiko

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21