|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kotroka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fipoaka na firefotry ny varatra; dona miezinezina heno eny amin' ny lanitra rehefa avy ny orana: Matahotra kotroka izaitsizy ny zafikeliko
Rehefa mety ho feon-javatra mafy manako
Laza
Fandrahoana ny sakafo ho masaka
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] thunder; the sound of falling water
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] tonnerre; bruit de l'eau qui tombe
Ohatra  6  [2.471] Mamakivaky ny lanitra ny tselatra, ary kotroka mankarenina no manampy ny firaondraonan' ny onja mihaza ny rembiny.
7  [2.472] Fa ny orana sy ny kotroka mbola nitohy ihany.
Voambolana  8  Haitoetrandro
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Matoantenin' ny fameno :
12  Anarana :
13  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny kotroka io

Teny iditra (2/2)22  kotroka
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny malagasy  24  [1.78] [Tanosy] voditongotra
Voambolana  25  Haiaina

Fivaditsoratra  26  akotrok, kokotra, kotroka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21