Teny iditra | kotsa | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Famaritana malagasy | Lena tanteraka toy ny voalavo tao anaty rano, vonto: Kotsan' ny ranonorana izy omaly ka nanavy [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | soaking wet [Hallanger 1973] | |||
Fandikana frantsay | trempé, mouillé [Hallanger 1974] | |||
Sampanteny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |