Teny iditra (1/2) | 1 manakotsa |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mandena tanteraka, mamonto |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to soak, to wet thoroughly |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] tremper, bien mouiller |
Fototeny | 6 kotsa |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 manakotsà |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakotsa [Fitanisana] |
Fototeny | 13 kotsa |
Fivaditsoratra | 14 anakotsam, manakotsa, manakotsà, manotsaka, namotsaka, natsamako |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/08 |
![]() |