Teny iditra | 1 kotsa |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Lena tanteraka toy ny voalavo tao anaty rano, vonto: Kotsan' ny ranonorana izy omaly ka nanavy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] soaking wet |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] trempé, mouillé |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 11 atsok, katso, kotsa, tsako, tsoka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |