Teny iditra kovika
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy baraingo, bingo, miforitra [Rajemisa 1985]

Teny iditra kovika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] Karazan-kazo mitovy amin' ny hintsy izay ahazoana hazo vony antitra tsara tarehy fanaovam-panaka [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2013/02/23