Teny iditra (1/2) | 1 kovika |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] baraingo, bingo, miforitra |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.196] tortueux dont les fibres sont intriquées |
Teny iditra (2/2) | 5 kovika |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] [Taisaka]
Karazan-kazo mitovy amin' ny hintsy izay ahazoana hazo vony antitra tsara tarehy fanaovam-panaka |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.196] Nom donné à plusieurs bois très nerveux). Surtout : Afzelia sp. (Fabaceae). Arbre voisin du hintsy, fournissant un beau bois de couleur jaune foncé, mais difficile à travailler. Utilisé cependant en menuiserie et pour les constructions. [Taisaka]
9 [Tanosy] |
Voambolana |
10 Haizavamaniry: hazo |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 12 kovika, vakiko, vokaky |
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/30 |