Teny iditra | 1 kristianina alahady fa mangalatra akoho alatsinainy |
Singan-teny | 2 kristianina, alahady, mangalatra, akoho, alatsinainy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ny olona mpihatsaravelatsihy izay miseho ho mpivavaka ivelany fotsiny nefa ny toetrany tsy manjary |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24 |