Teny iditra (1/3) | 1 lafatra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fifanoherana misy andaniny sy ankilany. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] opposition, comme celle de deux armées, de deux parties qui plaident; action de cerner, d'assaillir de plusieurs côtés; opposition de plusieurs individus ou objets les uns contre les autres, pieds contre pieds, bouts contre bouts |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 12 lafatra |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Ambaratongam-pahefana, fari-pahefana, laharana: Ny lafatry ny fanjakana Lalàna mbamin' ny fomban-tany manan-kery toy ny lalàna, ary ny fankatoavana sy fanarahana azy: Tsy araka ny lafatra ny nataonao Tonga lafatra: tanteraka avokoa ny lalàna mbamin' ny fomban-tany momba ny zavatra iray: Tsy tonga lafatra itỳ karatrao itỳ fa tsy voatomboka sy tsy voaisy sonia 15 [1.13] zanatohatra |
Fanazavàna teny anglisy |
16 [1.7] rank |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.8] rang 18 [1.13] gradin; escabeau |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 20 lafatra |
Sokajin-teny | 21 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
22 [1.78] [Tambahoaka]
tatatra |
Fanazavàna teny frantsay |
23 [1.78] [Tambahoaka]
entailles |
Voambolana |
24 Haiaina |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 26 alafatr, lafatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |