Teny iditra | 1 lafin-kavana |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ny havana lavidavitra fa tsy ny mpiray tampo na ny terak' olona iray |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.54] branche de la parenté |
Voambolana |
5 Fifandraisana: fianakaviana |
Singan-teny | 6 lafy, havana |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny lafin-kavana io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |