Teny iditra | lafin-kavana | |
Singan-teny | lafy ; havana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny havana lavidavitra fa tsy ny mpiray tampo na ny terak' olona iray [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Branche de la parenté [1.54] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny lafin-kavana io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |