|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lafitany
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.66.fr#126] points cardinaux
Ohatra  4  [4.27#] Mahagaga araka izany ny mahamaivana ireo andalana mikasika ny faritra sy ny kaominina, izay andrin' ny fandaminana ny lafitany eo amin' ny fanjakana.
Singan-teny  5  lafy, tany

Teny iditra (2/2)6  lafitany
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.78] [Sihanaka] hazo fisaka atao lafikin'ny rindrina mba tsy ho mora lany

Fivaditsoratra  9  fitanila, lafitany

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25