Teny iditra lafitany
Singan-teny lafy ; tany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Points cardinaux [1.66]
Ohatra Mahagaga araka izany ny mahamaivana ireo andalana mikasika ny faritra sy ny kaominina, izay andrin' ny fandaminana ny lafitany eo amin' ny fanjakana. [4.27]
Zanakanarana atsinanana

Teny iditra lafitany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Hazo fisaka atao lafikin'ny rindrina mba tsy ho mora lany [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/20