Teny iditra lahabolana (lahatra, volana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy literatiora am-bava mety hiady rima na tsia [SLP 1986]
Famaritana frantsay littérature orale [SLP 1986]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Manaraka ireo kosa dia hojerena miandalana ireo lahabolana hafa ahitana ny Angano, ny Tapatono, ny Kabary, ny Beko ary ny Poezia. [Razafiarivony: Harivolana, takila 87]

2017/07/27