|
|
|
|

Teny iditra1  laha-pahitra
Singan-teny  2  lahatra, fahitra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1][lahapahitra] teny lava na kabary mirehidrehitra atao amin' izay hahafinaritra fotsiny
[lahapahitra] Lahateny mirindrarindra tsara nefa tsy dia misy hevitra mafonja firy fa toa atao amin' izay hahafinaritra fotsiny
5  [1.13] kabary mirehidrehitra tsy misy drafitra mazava ka lasa poakaty
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] vain discours

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07