Teny iditra | 1 lahatsoratra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.13] literatiora an-tsoratra mety hiady rima na tsia |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a written discourse, a manuscript |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] discours écrit; manuscrit, texte 6 [1.13] texte |
Ohatra |
7 [2.445] Adikako ny lahatsoratra avy eo. 8 [2.314] Azo zaraina firy io lahatsoratra io? |
Voambolana |
9 Haisoratra: (amin' ny ankapobeny) |
Singan-teny | 10 lahatra, soratra |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/07 |
![]() |