Teny iditra lahilahy (lahy)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Teny faniriantsoa atao amin' ny zaza forana mba ho salama tsara, ary tsy ho kanosa na mikovavivavy
Sady sahisahy no kingakinga [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A word used in the circumcision ceremonies in invoking a blessing upon a child, and to draw away its attention from the suffereing [1.2]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20