Teny iditra lahi-mizàna
Singan-teny lahy ; mizana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Vy kely mijoro eo afovoan' ny mizàna mitsara ny fahamarinan' ny fandanjana [1.1]
Tovy hevitra fitsara-mizana

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/04