|
|
|
|

Teny iditra1  lahindefona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Lehilahy nianatra ny ady an-defona ka tonga nahay fatratra amin' ny tora-defona, tombo-defona, fiarovan-tena amin' ny ampinga
Singan-teny  4  lahy, lefona

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/28