|
|
|
|

Teny iditra1  lahitokana
Singan-teny  2  lahy, tokana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.10#L.36] fomba fanetsa vary izay fotony iray monja isan-davaka
Voambolana  5  Toe-karena: fambolena
Mpanahaka  6  lahimaro, lahirodona, lahiroa

Fivaditsoratra  7  hatakalony, hatakolany, hatanilako, itakolahan, lahitokana, nitakolaha, takolahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21