|
|
|
|

Teny iditra1  laingomena
Singan-teny  2  laingo, mena
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Zavamaniry fanao haingon-tanàna fa mandady mananika amin' ny tamboho na fefy; ny raviny, mivondrona sady betsaka ary ny voniny, misy karazany maro: mavokely, haboka, mavo tanora na mena midorehitra
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.67] (une) bougainvillée (ny hazo sy ny voninkazo): Mamelana ny laingomena (les les bougainvillées fleurissent) / Misy laingomena maniry eo am-bavahady (il y a une bougainvillée qui pousse au niveau du portail) / Miravaka laingomena ny voloko (mes cheveux sont ornés de fleurs de bougainvillée)
6  [1.66] bougainvillée ou bougainvillier
7  [1.196] (de laingo (4) : liane et mena : rouge). Bougainvillea spectabilis Willd. (Nyctaginaceae). Arbuste décoratif à rameaux plus ou moins lianoïdes. Cultivé dans de nombreux pays. Introduit par les Européens, mais répandu aujourd'hui dans de nombreux jardins de Tananarive et dans les autres villes. La variété la plus commune a, en réalité, des fleurs violettes et non rouges. Ce nom était peut être donné précédemment à une plante autochtone. [Merina]
Voambolana  8  Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 
Teny nalaina  10  Soratra misy io teny laingomena io
Sary 
11 

Fivaditsoratra  12  laingomena, menalaingo

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/09