|
|
|
|

Teny iditra1  laka-mody
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ny lakana efa 'ndeha hiverina eny amin' ny morona ilany, ka hararaotina mba ho kely ny saran-dakana
Singan-teny  4  lakana, mody

Fivaditsoratra  5  laka-mody, lakomady, milodaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21