|
|
|
|

Teny iditra1  lakan-jejo
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  lakana maivana mora misosa raha vao voizina [1.1]
Tovy hevitra  4  lakan-jila
Singan-teny  5  lakana, jejo
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny lakan-jejo io

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16