|
|
|
|

Teny iditra1  lakan-jila
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] lakana maivana mora misosa raha vao voizina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#374] pirogue qui roule, qui est légère
Ohatra  5  [1.293] lakan-jila ve iny no mihilangilana toa handrendrika, sa voara masaka omaly ka miandry tohina hiraraka?
Singan-teny  6  lakana, jila
Tovy hevitra  7  lakan-jejo
Mpanahaka  8  lakanjilo
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny lakan-jila io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12