Teny iditra | 1 lakan-jila |
Singan-teny | 2 lakana, 3 jila |
Sokajin-teny | 4 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
5 lakana maivana mora misosa raha vao voizina [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 pirogue qui roule, qui est légère [1.3#374] |
Ohatra |
7 lakan-jila ve iny no mihilangilana toa handrendrika, sa voara masaka omaly ka miandry tohina hiraraka?
[1.293]
|
Tovy hevitra | 8 lakan-jejo |
Mpanahaka | 9 lakanjilo |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny lakan-jila io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |