Teny iditra lakan' aina (lakana, aina)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Lakan-kely famonjena ny mpandeha raha misy loza mihatra amin' ny sambo andehanana [1.1]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31