Teny iditra | 1 lakandamosina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ilay lempona mitsoriaka midina eo afovoan' ny lamosina, manaraka ny hazondamosina, atao koa hoe lakandrano |
Voambolana |
4 Haiaina |
Singan-teny | 5 lakana, lamosina |
Tovy hevitra | 6 lakamosina, lakandrano, lakandrano-damosina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |