|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lakan-drano
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] tatatra natao handehanan' ny rano. Masondrano tsy vita-Nanahary fa nataontanan' olombelona mba handehanana an-dakana na hanondrahana ny tany manodidina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] canal
Ohatra  5  [2.472#] Badain' ny tompon-tatatra ny lakandrano mankamin' ny tany tsy tiany hahazo.
6  [2.113#] Ny hadin-tany dia asa entina manamaintimolaly ny fanjakana : lakandrano, fefiloha, tetezana.
Singan-teny  7  lakana, rano

Teny iditra (2/2)8  lakan-drano
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1] ilazana ny lakandamosina; ny lempona lavalava midina amin' ny lamosina
Voambolana  11  Haiaina
Tovy hevitra  12  lakamosina, lakandamosina, lakandrano-damosina
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10