Teny iditra lakomadina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Menaka fihosorana. Fifangaroan-javatra miendrika menaka, manitra, ampiasaina amin' ny fikarakarana ny hoditra na ny volo: Mihosotra lakomadina isan-kariva izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Pomade [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Pommade [1.3]
  [Betsileo, Merina] (du français : « la pommade »). Nom général des pommades et onguents, surtout s'ils sont parfumés. On dit aussi menaka manitra : « graisse parfumée ». [1.196]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: la pommade.
Mpanahaka  lakomady ~ lapomady

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31