|
|
|
|

Teny iditra1  lalambe
Singan-teny  2  lalana, be
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1][lalam-be] arabe malalaka sady voavoatra tsara
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a main road
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] grande route, avenue
Ohatra  7  Trano be miezinezina, lalambe migodana, mifanapatapaka sy miantsampy hatreny antenatenan' ny havoana, vahoaka mifanerasera toy ny hamonjy fety: [2.499]
Voambolana  8  Fitaterana
Haiendriteny 
9  Tsotra :
10  Tovonana :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny lalambe io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07