Teny iditra lalamby (lalana, vy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Lalana nasiana bara vy lava mitovy elanelana hatrany ikorisan' ny kodiaran' ny masinina, lzay atao indrindra koa hoe fiara na kalesin-dalamby; hazo efajoro na vy no rairaindrihana ipetrahan' ireo bara vy [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy (lalam-by) a word used for a railway; lit. an iron road [Richardson 1885]
 a railroad [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay chemin de fer [Hallanger 1974]
 chemin de fer, voie ferrée, rail [SLP 1986]
Voambolana 
Mpanahaka  T.C.E. : Tananarive Côte-Est ~ F.C.E. : Fianarantsoa Côte-Est ~ M.L.A. : Moramanga-Lac Alaotra ~ T.A. : Tananarive-Antsirabe
Ohatra 
1Fantatrao ve ny halavan' ireo lalamby ireo? [Fagereng: Tantara, takila 73]
2Misy lalamby mandalo any anaty tany, nefa mazava toy ny antoandrobe. [Rakotozafy: Ratsimba]
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31