|
|
|
|

Teny iditra1  lalanana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazana volo lava atao fantsakana rano any an-doharano: trobahana ireo tonony rehetra afa-tsy ilay farany ambany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [Provincial] a piece of bamboo used as a water-pot. See lananana, lanana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.19] [Tankarana] bambou pour porter et conserver l'eau.
6  [1.196] (de alalana : intermédiaire). Nom donné aux bambous de grand diamètre dont on perce tous les noeuds à l'exception du noeud inférieur. On les emploie à puiser l'eau, à la transporter et à la conserver dans la maison, travail traditionnellement réservé aux femmes. Voir aussi lananana. [Betsimisaraka]
Voambolana  7  Haizavamaniry
Tovy hevitra  8  lananana

Fivaditsoratra  9  alanalan, lalanana, lañalaña

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31