Teny iditra | lalandava (lalana, lava) | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Famaritana malagasy | Tsy misy fijanonana, tsy misy fitsaharana na fiatoana: Falifaly lalandava izy [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | [lava, long] perpetual, continual, constant [Richardson 1885] | |
all the time [Hallanger 1973] | ||
Fandikana frantsay | continuellement [Hallanger 1974] | |
Voambolana | Fotoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |