Teny iditra | mandrakariva (andraka, ariva) | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Famaritana malagasy | Tsy tapaka: Mando mandrakariva ny trano tsy mivoha varavarankely [Rajemisa 1985] | |
Famaritana anglisy | always [Hallanger 1973] | |
Famaritana frantsay | toujours, continuellement [Abinal 1888] | |
toujours [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995] | ||
Voambolana | Fotoana | |
Ohatra | Ary nandeha nihaza, hono, izy roa lahy ka nahazo hiany mandrakariva. [Rabezandrina: Ikotofetsy] | |
2013/12/20 |
![]() |