Teny iditra | 1 lalandava |
Singan-teny | 2 lalana, lava |
Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tsy misy fijanonana, tsy misy fitsaharana na fiatoana: Falifaly lalandava izy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [lava, long] perpetual, continual, constant 6 [1.7] all the time |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] continuellement |
Voambolana |
8 Fotoana |
Mpanahaka | 9 mandrakariva |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/01 |
![]() |