Teny iditra lalan-dra (lalana, ra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy fantsona ifamezivezen' ny ra manerana ny tena [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a vein or an artery [Richardson 1885]
 [ lalandra ] a blood vessel [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay artère [Abinal 1888]
 [ lalandra ] vaisseau sanguin [Hallanger 1974, SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31