Teny iditra lalatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Soritra na tataka kely amin' ny hazo atao amin' ny lelan-java-maranitra; kaokan' ny dian-javatra; ny mikiaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Marque faite avec un tranchant, une pointe, avec le trusquin [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra lalatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanamainana faritra iray misy ranoka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Drainage [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31