Teny iditra lalim-paka
Singan-teny lalina ; faka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mamaka lalina ny fakany ary tsara faniry, mafy orina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Dont les racines sont profondes, dont l'origine remonte loin, tout ce qui est profondément enraciné ou invétéré [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/26