Teny iditra | 1 lalim-paka |
Singan-teny | 2 lalina, faka |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] mamaka lalina ny fakany ary tsara faniry, mafy orina |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] dont les racines sont profondes, dont l'origine remonte loin, tout ce qui est profondément enraciné ou invétéré |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |