Teny iditra lalomena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Soavalindrano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The name of an extinct hippopotamus, the bones of which are found near Antsirabe [1.2]
 The extinct pygmy hippopotamus [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Hippopotame [1.54, 1.13]
 Hippopotame pygmé [1.8]
 (vieux malgache et étymologie différente), qui a désigné un hippopotame nain, aujourd'hui fossile, mais qui a été contemporain de l'homme : hippopotamus lemerei [1.196]
Ohatra 
1Milanja taonina telo any ho any ny lalomena. [2.117]
2Fantatra koa fa niara-belona tamin' ireo biby fantatry ny lovantsofina ary efa lany tamingana (toy ny Vorombe Aepyornis sy ny Lalomena) ireny olona ireny ary nihaza sy nihinana ny sasany taminy. [2.508]
Voambolana 

Teny iditra lalomena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (de lalona et mena : rouge . c'était les plus utilisées pour la teinturerie). Deux espèces :
[Merina] Weinmannia rutenbergii Engl.(Cunoniaceae).
[Betsimisaraka] Weinmannia venusta Bernardi (Cunoniaceae). [1.196]
Anarana siantifika Weinmannia rutenbergii, Weinmannia venusta
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21