Teny iditra | 1 lalovana |
Fototeny | 2 lalo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Aleha eo akaiky nefa tsy idirana: Aza lalovana fotsiny ny sakaiza Seranina eo akaiky: Lalovan' ny renirano ny tanananay Tsy raharahaina: Tsy tsara raha lalovan' ny ankizy ny tenin' ny ntaolo Dinganina: Tsy tokony holalovana ny ray aman-dreninao amin' izany raharaha izany |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to be passed by |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny lalovana io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |