|
|
|
|

Teny iditra1  lamba landihazo
Singan-teny  2 lamba, 3 landy, 4 hazo
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 lamba natao amin' ny landikely ka vita tenona mihitsy ny sorany [1.1]
Tovy hevitra  7 lambaakotifahana, lambalandy

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/23