|
|
|
|

Teny iditra1  lamba landy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] lamba natao amin' ny landikely ka vita tenona mihitsy ny sorany
Singan-teny  4  lamba, landy
Tovy hevitra  5  lamba akotifahana, lamba landihazo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10