|
|
|
|

Teny iditra1  lambamena
Singan-teny  2  lamba, mena
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Lamba vita amin' ny landibe, izay matetika miloko mena antitra, atao famonosana ny maty noho izy mafy tsy mety 10, nefa ataon' ny zokiolona fitondra ihany koa rehefa mianjaika amin' ny andro iray
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a deep red-colored shroud for the dead
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] linceul en soie rouge bordeaux
Ohatra  7  Lasan-dRakoto ny lambamena! [2.285]
8  Taloha, dia lambamena no fanaonay. [2.245]
Kamban-teny 
Lohateny  10  Kabary amin' ny fampisehoan-dambamena ho entin' ny maty (Rasamuel Maurice)
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny lambamena io

Fivaditsoratra  12  lambamena, manambela, Menalamba, menalamba

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07