Teny iditra | lambam-piraka | |
Singan-teny | lamba ; firaka | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Lamba tsotra saingy nopetapetahana zava-mamiratrany manaraka ny sisiny [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [firaka, lead] a native lamba on which designs in lead beads are worked [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |