|
|
|
|

Teny iditra1  firaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny ilazana metaly roa samy hafa dia ny firapotsy, izay azo fisahina manify dia manify ka ampiasaina ho famonosan-kanina mora simba, ary ny firamainty, ampiasaina indrindra hanaovana tantirano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 Lead, pewter [Malay perak, silver?] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 Nom générique du plomb et de l'étain, petits grains d'étain intercalés dans les tissus comme ornements.
6 Fig. fausse monnaie [1.3]
7 Nom générique du plomb firamainty et de l'étain firapotsy. [1.5]
Ohatra  8  firaka no nentin' ialahy, hoy i Naboto nihoraka. [2.117#]
9  Ny arindrano mirongo firaka tany aloha sy ny akanjo migalom-bolafotsy ankehitriny, i [2.346#43]
10  Izao re no bikako, izao no tarehiko : nony tanimanga aho dia notefena, nony firaka aho dia mba narendrika. [2.857#]
11  Tarsisa nifampivarotra taminao, tamin' ny hareny isan-karazany: volafotsy, vy, pira|fira-potsy amam-pira|fira-mainty, izay nataony vidin' ny entanao [2.996]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
13  Tovonana :
Voambolana  14  Simia
Mpanahaka  15  pb, 16  sn
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 8 amin' io teny io
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  19  run="mendeleiev" label="tabper"/>

Fivaditsoratra  20 Afrika, 21 faraky, 22 fikara, firaka, 23 kafira

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26